Entry | 1 tsy mitsitsy |
Root | 2 tsy, tsitsy |
Part of speech | 3 locution |
Examples |
4 [2.472] mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. 5 [4.27] Efa taona maromaro tokoa izay, dia tsy mitsitsy harena ny mpilatsaka hofidina, hany ka lasa resa-bola tsikelikely ny fampielezan-kevitra. |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |